|
|
|
|

Entrée1  bango an-katoka
Mots élémentaires  2  bango, 3  hatoka
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5  randram-bolo tokana manomboka eo ankatoka ka mirotsaka manaraka ny lamosina, fanao raha misaona
(bangoankatoka) Fomban-drandram-bolo tsotra: bangoina ny volo dia atambatra amin' ny randrana telo ao aonana ka izay halavan' ny volo no fetrany; mari-pisaonana ny bangoankatoka [1.1]
Explications en anglais  6  [hatoka, the nape.] A large knot of hair resembling a chignon. [1.2]
Vocabulaire  7  Coiffures

Mis à jour le 2025/09/12